“Margo sy Paolo,” Namana, Mey 2024, 34.
Margo sy Paolo
Mamãe? Niteny zavatra ratsy tamin’ny namako aho androany. Izao aho mahatsapa ho tena ratsy.
Andraso, fantatro! Afaka averina atao batisa indray aho! Dia ho madio tsara aho.
Tsy mila manao an’izany ianao. Afaka mibebaka ianao izao dia izao dia ho voavela. Ary rehefa mandray ny fanasan’ny Tompo ianao dia afaka mampanantena ny ho tsaratsara kokoa!
Afaka miaraka mivavaka ve isika? Te hilaza amin’ny Ray any An-danitra aho hoe azafady. Dia holazaiko hoe azafady ilay namako rahampitso.
Mazava ho azy.
Ny alahadin’iny …
Hiezaka mafy kokoa aho amin’ity herinandro ity mba ho tsara fanahy! Fantatro fa hanampy ahy ny Ray any An-danitra.