Mey 2024 Ry namana malalaMamakia hafatra momba ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Natao ho anao ny fihaonambe! Russell M. NelsonHery avy amin’ny tempolyMamaky hafatra iray amin’ny fihaonambe momba ny tempoly avy amin’ny Filoha Russell M. Nelson Vaovaon’ny fihaonambeMamantara vaovao manan-danja avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany! Zavatra noraisina an-tsoratra avy amin’ny fihaonambeMamakia tantara vitsivitsy avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany dia sorato ny zavatra nianaranao. Fantaro ny Loholona Patrick KearonFampahafantarana ny Loholona Patrick Kearon Jewelene CarterFampanantenana amin’ny batisaMampanantena i Keaton fa hitia ny hafa sy hitandrina ireo didy rehefa atao batisa. Manara-dia an’i Jesoa any VanuatuFantaro i Emma avy any Vanuatu ary fantaro ny fomba fanarahany an’i Jesoa. Arahaba avy aty Vanuatu!Manaova dia hianarana momba an’i Vanuatu! Olivia KittermanFinamanana amin’ny échecsNifindra tany Alemaina i Matvii ary manampy azy hahatsapa ho voaray tsara ny hafa. Naoty sy fiatoanaHira nosoratana atao sahanasa hampianarana ny ankizy ireo naoty sy fiatoana amin’ny mozika. Mabel Jones Gabbott sy Crawford GatesBatisaNaotin-kira notsorina ho an’ny hira “Batisa.” Dawn NelsonMadio indrayMianatra momba ny fibebahana ny ankizivavy iray ary miezaka indray taorian’ny nanaovana batisa azy. Quentin L. CookAhoana no ahafahantsika manampy ny hafa?Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Quentin L. Cook momba ny fomba ahafahantsika manampy ny hafa. Manampy ao an-tranoPejy lokoina ho an’ny ankizy Inona no atao hoe ôrdônansy sy fanekempihavanana?Karatra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Avia, hanaraka Ahy Mampianatra ny filazantsara i AbinadiaSahanasa sary miafina momba ny tantara ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Iza moa ny Mpanjaka Benjamina?Ny Mpanjaka Benjamina dia mpanjaka Nefita izay nampianatra ny vahoakany hanara-dia an’i Jesoa. Mivavaka ao am-pony ny vahoakan’i AlmàMamakia tantara iray mikasika ny vahoakan’i Almà nivavaka sy nahazo fanampiana avy tamin’ny Ray any An-danitra. Sahanasa mifandray amin’nyAvia, hanaraka Ahy Ampiasao ireto asa atao ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Norman HillFotoan’ny tantara ao amin’ny soratra masinaMizara tantara avy ao amin’ny boky misy tantara ao amin’ny Bokin’i Môrmôna amin’ny mpiara-mianatra aminy ny zazalahy iray antsoina hoe Nyameye. Carolina MaldonadoMizara ny fitiavan’ AndriamanitraMankahery ankizivavy iray mitomany i Thais ary mampahatsiahy azy fa zanak’ Andriamanitra izy. Margo sy PaoloMibebaka i Margo rehefa avy ratsy fanahy tamin’ny namana iray. Fizarana ho an’ny ankizy lehibe Fizarana ho an’ny ankizy lehibePejy fanolorana ho an’ny fizarana ho an’ny ankizy lehibe, izay ahitana andiam-panontaniana sy teny notsongaina momba ny Bokin’i Môrmôna. Alelie Coronel-CamitanHatsaram-panahy eo am-pisakafoanaMisafidy ny hijoro ho an’ny mpiara-mianatra iray noesoina ny zazalahy iray. Inona no ao an-tsainao?Vakio, ahoana ny fomba ahafahanao mahafantatra tsara kokoa ny Fanahy Masina. Warner B.Mihaino ny Fanahy MasinaNahatsikaritra i Warner fa nahatsapa ny Fanahy Masina izy nandritra izay fotoana rehetra izay. Tafatafa niarahana tamin’i Isabela momba ny fanekempihavananaMizara ny dikan’izany hoe mitandrina ireo fanekempihavanan’ny batisa izany amin’i Isabela avy any Costa Rica. Rehefa lehibe ahoFiaraha-mientana ho an’ny ankizy momba ny hoe inona no ilay olona tiany hahatongavana rehefa lehibe izy ireo sy ny fomba tian’izy ireo hanampiana ny hafa. Fizarana ho an’ny namana kely Fizarana ho an’ny namana kelyFantaro ireo namana mbola kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fandraisana ny fanasan’ny TompoTantara sy fiaraha-mientana iray ho an’ny ankizy kely mikasika ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo. Inona no atao hoe batisa sy fandraisana ho mpikambana?Fanazavana tsotsotra ho an’ireo ankizy madinika momba ny batisa sy ny fandraisana ho mpikambana. Afaka mieritreritra momba an’i Jesoa ahoPejy lokoina misy ny hafatra hoe: “Afaka mieritreritra momba an’i Jesoa aho.” Manamasina ny fanasan’ny Tompo i Jesoa KristySombina asa kanto maneho an’i Jesoa Kristy manamasina ny fanasan’ny Tompo rehefa nitsidika ny Nefita Izy. Ry ray aman-dreny malalaVakio ny hafatra iray ho an’ny ray aman-dreny momba ny fanasan’ny Tompo.