Namana
Ahoana no ahafahantsika manampy ny hafa?
Mey 2024


“Ahoana no ahafahantsika manampy ny hafa?” Namana, Mey 2024, 20.

Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray

Ahoana no ahafahantsika manampy ny hafa?

Notsoahina avy tamin’ny “Fitiavana lehibe ho an’ireo zanaky ny Raintsika any An-danitra,” Liahona,, Mey 2019, 76–80.

Sary
Ankizilahy manao akanjo fanao any am-piangonana

Sary nataon’ i Brooke Smart

Manàna fitiavana sy fiantrana ny zanak’ Andriamanitra rehetra.

Mameno fitiavana ny tokantranontsika.

Manasa am-pitiavana ireo namanao ho any am-piangonana.

Manao ny tantaram-pianakaviana sy ny asa atao any amin’ny Tempoly mba hitahiana ny hafa.

Hamoaka printy