Namana
Fizarana ho an’ny namana kely
Mey 2024


“Fizaràna ho an’ny namana kely,” Namana, Mey 2024, 43.

Fizarana ho an’ny namana kely

Sary
Zazalahy mitsiky

Manompo ny fianakaviako amin’ny alalan’ny fanamainana ireo lovia aho.

Patrick M., 3 taona, Virginie, Etazonia

Sary
Zazavavy mitsiky

Tiako ny manara-dia an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fihirana ireo hiran’ny Kilonga!

Nicci M., 3 taona, Fivondronan’i Mombasa, Kenya

“Miezaka aho ho toa an’i Jesoa,

hanara-dia Azy koa.”

Bokin-kiran’ny Ankizy, 40

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Hamoaka printy