2023
Ry namana malala
Jolay 2023


“Ry namana malala,” Namana, jolay 2023, fonony eo anoloana.

Ry namana malala,

Sary
alt text

Efa nieritreritra ny hanao asa fitoriana ve ianao indray andro any? Misy fomba maro ahafahanao ho misiônera amin’izao fotoana izao! Rehefa namana tsara fanahy na ohatra tsara ianao, dia mizara ny filazantsara ianao.

Ao amin’ny pejy 16 dia azonao atao ny mamaky momba ny fomba nizaran’ny ankizilahy iray tany Népal ny momba an’i Jesoa Kristy. Ary ao amin’ny pejy 38, dia afaka mianatra momba ny zavatra ataon’ny misiônera ianao. Andramo ny sasany amin’ireo fanamby ireo!

Amim-pitiavana,

Ny Namana

Hamoaka printy