Jolay 2023 Ry namana malalaVakio ny hafatra iray momba ny fizarana ny filazantsara. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana an’izao tontolo izao! Russell M. NelsonNy fomba ahafahanao ho lasa misiôneraVakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha Russell M. Nelson mikasika ny fomba ahafahanao ho lasa misiônera. Lucy Stevenson EwellNy fanadiovana zaridainaManampy ireo misiônera manadio ny zaridainan-tsekoliny i Jonah. Avia, hanaraka Ahy Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka Ahy Ampiasao ireto asa atao ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Fampifandraisana ny misiônera amin’ny zavatra ataonyManaova asa iray momba ny misiônera. Mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa KristyFantaro ny momba ilay lalan’ny fanekempihavanana hizoranao izay mitondra miverina any amin’ny Ray any An-danitra. Gretchen Picklesimer KinneyTilikambon’ny finoanaNianatra tamin’ireo misiônera i Dashanel ary nanapa-kevitra ny hatao batisa. Katarina McPhetersKofta hatao sakafo antoandroRehefa nihomehezan’ny ankizy i Roy satria nitondra sakafo arimenianina tany an-tsekoly, dia nanapa-kevitra ny hizara izany amin’izy ireo izy. Lalana mifampidipiditry ny fianakavianaAraho amin’ny alalan’ireo sarin’ny fianakaviana ny ny lalana mifampidipiditra. Hevitra mamiratraPeta-drindrina misy hafatra momba ny fizarana ny fitiavanao an’i Jesoa. Manara-dia an’i Jesoa any NépalFantaro i Samyog avy any Népal ary fantaro ny fomba fanarahany an’i Jesoa. Maneho ny fiarahabana avy aty Népal!Andao hanao dia hianarana momba an’i Népal! JoLyn BrownIlay fikambanana kely hanampiana olonaManao fikambanana kely any am-pianarana mba hanampiana ny hafa i Josie sy i Ashlyn. Neil L. AndersenNahoana no tokony hanao tantaram-pianakaviana aho?Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Neil L. Andersen mikasika ny fanaovana tantaram-pianakaviana. Ny rafitetiaran’ny fianakaviakoFenoy ity hazon’ny tetiarana ity mba hamantarana ny momba ny fianakavianao. Nangataka antsika hizara ny filazantsara i JesoaVakio ny tantara iray mikasika ny fomba nangatahan’i Jesoa antsika hizara ny filazantsara. Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Boatin-javatra tsaraManamboara boaty manokana mba hanampy anao hanao zavatra tsara isan’andro. Mathias P.Herim-po avy amin’ny Fanahy MasinaI Mathias P. dia mitantara ny fomba nanampian’ny Fanahy Masina azy hanana herim-po handresena ny tsy fahafahany miteny amina toe-javatra sasany sy hiresaka amin’ny namany. Noelle Lambert BarrusTantara momba ny batisaNihaino ny ray aman-dreniny nitantara momba ny batisan’izy ireo i Mary. Mark A. BraggNanomboka teo amin’ny kianja filalaovana baseball iray izanyMitantara ny fomba nidirany ho mpikamban’ny Fiangonana fony izy ankizilahylahy noho ny fanasan’ireo namany azy ny Loholona Bragg. Tadiavo!Hitanao ve ireo zavatra miafina? I Margo sy i PaoloNanapa-kevitra ny tsy hijanona amin’ny fanaovana jiu jitsu i Margo rehefa avy notantarain’i Papai tantara iray niseho tamin’ny fahazazany. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeFampahafatarana ny fizarana ho an’ny ankizy lehibe. Miresaka momba ny tantaram-pianakaviana i BenjaminMizara ny zavatra iainany eo amin’ny fanaovana tantaram-pianakaviana i Benjamin avy any Argentine. Fanambin’ny misiôneraFantaro ny zavatra ataon’ny misiônera ary araho ireo fanamby mba hiomananao amin’ny asa fitoriana hatana. MaryEllen Johnson Van EngelenhovenIlay Dada mahafinaritr’i MagnoliaMiresaka amin’ny ray aman-dreniny momba ny faharatsiam-panahin’ny ankizy hafa aminy any am-piangonana i Magnolia. Inona no ao an-tsainao?Vakio ny hafatra iray momba ny fianakaviana. Ho an’ireo namana mbola kely Ho an’ireo namana mbola kelyFantaro ireo namana mbola kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fanehoana hatsaram-panahy amin’ny biby ahoFantaro ny fomba ahafahanao manaraka an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fanehoana hatsaram-panahy amin’ny biby. I Petera mpaminanyVakio ny tantara iray momba ny nahatongavan’i Petera ho mpaminany. Afaka milaza amin’ny hafa momba an’i Jesoa ahoPejy lokoina misy ny hafatra hoe “Afaka milaza amin’ny hafa momba an’i Jesoa aho.” Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka Ahy ho an’ny ankizy kelyAmpiasao ireto asa atao ireto handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny ankizy kely sahaninareo. Ry ray aman-dreny malalaVakio ny hafatra iray ho an’ny ray aman-dreny momba ny fanasan’ny Tompo.