2023
Mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy
Jolay 2023


“Mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy,” Namana, jolay 2023, 7.

Ny lalan’ny fanekempihavanana hizorako

Mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy

Ny Ray any An-danitra dia manana fitahiana mahatalanjona ho anao eo amin’ny lalanao miverina any Aminy!

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Brooke Smart

Rehefa atao batisa sy raisina ho mpikambana ianao, dia lasa mpikambana ao amin’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany. Fitahiana lehibe ny maha-mpikambana ao amin’ny Fiangonana! Mampanantena ihany koa isika fa hanaraka ny Mpamonjy sy hahatsiaro Azy mandrakariva ary hitandrina ny didiny.

Amin’ny maha-mpikamban’ny Fiangonana ahy, izaho dia afaka…

  • Mandoa fahafolonkarena.

  • Manasa ny hafa hianatra momba an’i Jesoa.

  • Maneho ohatra tsara sy manampy ny hafa.

  • Manampy ny hafa hahatsapa hoe voaray tsara.

Ny fomba anampiako any am-piangonana:

Hamoaka printy