2023
Ho an’ny ankizy lehibe
Jolay 2023


“Ho an’ny ankizy lehibe,” Namana, jolay 2023, 35.

Ho an’ny ankizy lehibe

Fitsapam-pahaizana fohy

Sary
alt text

Taorian’ny Fitsanganany tamin’ny maty, dia hafiriana no nijanonan’i Jesoa niaraka tamin’ny mpianany?

  1. Herintaona

  2. Telo andro

  3. Herinandro

  4. 40 andro

(Jereo ny Asan’ny Apostoly 1:3.)

Teny manentana ny fanahy

“Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray.”

(Asan’ny Apostoly 20:35)

Inona no ao anatiny:

Hamoaka printy