“I Margo sy i Paolo,” Namana, jolay 2023, 34.
I Margo sy i Paolo
Nanao ahoana ny fianarana jiu jitsu?
Ratsy! Te hiala aho.
Tadidinao ve ny nitantarako taminao hoe nanao jiu jitsu aho tamin’izaho nitovy taona aminao?
Ie!
Tena tsy nahay mihitsy aho! Efa saika hiala aho. Saingy nanohy niezaka aho.
Ary avy eo ianao nahazo amboara niisa zato?
Tsia!
Niasa mafy anefa aho. Ary nihanatanjaka aho. Fantatro fa tian’ Andriamanitra hianatra sy hivoatra aho.
Eny ary e!… Mihevitra aho fa afaka manandrana indray mandritra ny herinandro iray hafa.
Efa fanombohana tsara izany.