“Nahoana no tokony hanao tantaram-pianakaviana aho?” Namana, jolay 2023, 15.
Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray
Nahoana no tokony hanao tantaram-pianakaviana aho?
Namboarina avy tamin’ny “Find Our Cousins” (RootsTech devotional, 8 feb. 2014), ChurchofJesusChrist.org.
Azonao atao ny mamantatra momba ireo olona ao amin’ny fianakaviana izay tonga talohanao.
Azo ampifandraisina amin’ny fianakavianao mandrakizay ianao.
Noho ny fisian’ny teknôlôjia, dia mora kokoa noho ny hatramin’izay ny fanaovana tantaram-pianakaviana ankehitriny!
Asa lehibe tokony hataonao izany.