2023
Ho an’ireo namana mbola kely
Jolay 2023


“Ho an’ireo namana mbola kely,” Namana, jona 2023, 43.

Ho an’ireo namana mbola kely

Sary
alt text

Fantatro fa mamaly ny vavaka ataontsika Andriamanitra.

Thales P., 5 taona, Rio Grande do Sul, Brésil

Sary
alt text

Nisy ankizivavy nitomany tamin’ny andro voalohany nianarana fa nalahelo an-dreniny izy. Nohazoniko ny tanany, dia tsy nitomany intsony izy.

Brynlee W., 5 taona, Colorado, Etazonia

Inona no ao anatiny:

Hamoaka printy