2023
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Jolay 2023


“Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy,” Namana, jolay 2023, 1.

Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Aiza no amakiako ny Namana

Sary
alt text

Mamaky ny Namana amin’ny teny pôlôney any Mazovia, Pologne i Tomek K., enin-taona.

Ataovy sary izany!

Sary
alt text

“Ireo mpamaky lay,” Piper M., valo taona, Utah, Etazonia

Mahafinaritra ahy ny mahita ny Tempoly

Sary
alt text

Nitsidika ny Tempolin’i Tokyo any Japan i Deanna M., efa-taona.

Hamoaka printy