2023
Afaka manara-dia an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fanehoana hatsaram-panahy amin’ny biby aho
Jolay 2023


“Afaka manara-dia an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fanehoana hatsaram-panahy amin’ny biby aho,” Namana, jolay 2023, 44–45.

Afaka manara-dia an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fanehoana hatsaram-panahy amin’ny biby aho

Sary
alt text

Sary nataon’i Bob Monahan

Nangataka an’i Jesoa hamorona ny biby rehetra eto ambonin’ny tany ny Ray any An-danitra.

Sary
alt text

Afaka manara-dia an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fanampiana amin’ny fikarakarana ny zavaboariny aho.

Sary
alt text

Afaka manampy amin’ny fanadiovana ny tranony aho.

Sary
alt text

Afaka ny ho tsara fanahy amin’ny biby koa aho!

Fotoana ho an’ny asa atao

Sary
alt text

Ampandehano mamakivaky ny lalana maro mifampidipiditra ny ratsantananao mba hitondrana ilay alika handeha ho ao amin’ilay valan-javaboary.

Hamoaka printy