2023
Ry ray aman-dreny malala
Jolay 2023


“Ry ray aman-dreny malala,” Namana, jolay 2023, fonony ao ambadika.

Ry ray aman-dreny malala,

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Tsy voatery ho sarotra ny tantaram-pianakaviana. Azonao atao ny manomboka amin’ny alalan’ny fitantarana fotsiny amin’ny zanakao ny tantara iray momba ny fiainanao! Azonao atao koa ny manampy ny zanakao hameno ny hazon’ny tetiaram-pianakaviana ao amin’ny pejy 23. Ilazao zavatra iray momba ny olona tsirairay eo amin’ilay hazon’ny tetiarana izy ireo.

Amim-pitiavana,

Ny Namana

Hamoaka printy