“Boatin-javatra tsara”, Namana, jolay 2023, 28.
Zavatra mahafinaritra
Boatin-javatra tsara
Hetezo, aforeto ary apetaho amina scotch ilay boaty.
Inona no azonao atao ao anatin’ny boatin-javatra tsaranao?
Nanamboatra boatin-javatra tsara aho. Isan’andro dia maka tapa-taratasy aho ary manoratra ny zavatra tsara nataoko tamin’iny andro iny. Mampahazo aina ahy izany ary manampy ahy hiezaka ny ho tsara kokoa!
May H., 9 taona, Hawaii, Etazonia