2023
Ry namana malala
Nôvambra 2023


“Ry namana malala,” Namana, nôv. 2023, eo amin’ny fonony anoloana ao anatiny.

Ry namana malala,

Sary
alt text here

Focus on Joy (Mifantoha amin’ny fifaliana), nataon’i Michael Malm

Amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany dia mandre hafatra avy amin’ny Ray any An-danitra isika, izay nomena antsika tamin’ny alalan’ny mpaminaniny sy ny apôstôliny. Manampy antsika hisafidy ny tsara sy hanaraka an’i Jesoa Kristy izy ireny!

Avadiho ny pejy mba hamakiana ny zavatra ampianarin’ny Filoha Nelson antsika momba ny “fisainana amin’ny fomba selestialy.” Dia mandehana any amin’ny pejy 6 mba hamaky hafatra manan-danja hafa avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany.

Miteny amintsika Andriamanitra amin’izao fotoana izao!

Ny Namana

P. S. Inona no nianaranao nandritra ny fihaonambe? Soraty ary tantarao aminay! Jereo any amin’ny fonon’ny boky any amin’ny farany mba hahitanao ny fomba hanaovana izany.

Hamoaka printy