2023
Ry ray aman-dreny malala
Nôvambra 2023


“Ry ray aman-dreny malala,” Namana, nôv. 2023, 49.

Ry ray aman-dreny malala,

Sary
Taratasy ho an’ny ray aman-dreny

Moa ve ny zanakao efa nilaza hoe sarotra ny fiainana na tsy rariny ny fiainana? Maro ireo zava-tsarotra mitranga eo amin’ny fiainana, saingy maro koa ireo zavatra mahafinaritra mitranga eo amin’ny fiainana. Vakio miaraka amin’ny zanakao ireo tantara ao amin’ny pejy 24 sy 26 mba hiresahana momba ny fomba ahafahan’ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy manampy antsika mandritra ny fotoan-tsarotra. Avy eo dia afaka manamboatra hazon’ny fankasitrahana ianao (pejy 18) mba hanampiana ny fianakavianao hahita ireo fomba rehetra anehoan’izy ireo ny fitiavan’izy ireo!

Amim-pitiavana,

Ny Namana

Hamoaka printy