2023
He velona ny Raiko
Nôvambra 2023


“He velona ny Raiko,” Namana, nôv. 2023, 33.

Afaka mitendry izany aho

He velona ny Raiko

Malefaka [noire] = 76–96

Sary
alt text here

He velona ilay Raiko, ilay tia ahy hatrany.

Ny Fanahy no mibitsika ary manamafy izany,

hoe: marina anie ‘zany!

Ny sitrapony ihany no hataoko ety an-tany.

Ny Fanahy no mandrisika ahy mba hahavitako izany,

mba hahavitako izany.

Hamoaka printy