2023
Ho an’ny ankizy lehibe
Nôvambra 2023


“Ho an’ny ankizy lehibe,” Namana, nôv. 2023, 35.

Ho an’ny ankizy lehibe

Sary
alt text here

Fitsapam-pahaizana fohy

Inona ny zavatra nolazain’i Jakoba fa azonao angatahina amin’ Andriamanitra?

  1. Finoana

  2. Fanantenana

  3. Fahendrena

  4. Fiantrana

(Jereo ny Jakoba 1:5.)

Teny manentana ny fanahy

Ny finoana [dia] fahatokiana ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita.

(Hebreo 11:1)

Inona no ao anatiny:

Hamoaka printy