Nôvambra 2023 Ry namana malalaMamakia hafatra momba ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Natao ho anao ny fihaonambe Russell M. NelsonDrafitra mahavariana an’ny Ray any An-danitraMamakia hafatry ny fihaonambe momba ny fisainana amin’ny fomba selestialy avy amin’ny Filoha Russell M. Nelson Vaovaon’ny fihaonambeMamantara vaovao manan-danja avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany! Zavatra noraisina an-tsoratra avy amin’ny fihaonambeMamakia tantara vitsivitsy avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany dia sorato ny zavatra nianaranao. Ireo mpaminany sy apôstôlintsikaTabilao ahitana ireo Manampahefana Ambony Avehei M.Voanio sy fahafolonkarenaMitantara ny asany tany amina saham-boanio iray ny ankizivavy iray sy ny fandoavany ny fahafolonkarenany. Avia, hanaraka Ahy Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka Ahy Ampiasao ireto asa atao ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Fo voalokoAsa atao amin’ny alalan’ny loko mba hanambaroana zavatra miendrika fo izay milokoloko. Mihaino ny Fanahy MasinaFantaro ny fomba ahafahan’ny Fanahy Masina manampy anao eo amin’ilay lalan’ny fanekempihavanana hizoranao izay mitondra miverina any amin’ny Ray any An-danitra. Carolina Maldonado LeyesMihoatra noho ny andro tsara iray nanaovana fanazaran-tenaNihaino ny Fanahy Masina i Ismael ary nanao izay nahatsara kokoa ny andron’ny olona anankiray. Lucy Stevenson EwellManampy ilay zandry lahy mbola zazakelyRehefa mahatsapa ho mialona ny fifantohana atolotra an’ilay zandriny lahy mbola zazakely i Lashia dia mianatra izy hoe afaka manampy azy hahazo aina ny fanampiana ny hafa. Hazon’ny fankasitrahanaAsa atao mba hanampiana ny fianakaviana hifantoka amin’ny fankasitrahana mandritra ity volana ity. Hevitra mamiratraPeta-drindrina misy hafatra mikasika ny fitiavan’ Andriamanitra. Manara-dia an’i Jesoa any IndonésieFantaro i Therahim avy any Indonésie ary fantaro ny fomba fanarahany an’i Jesoa. Maneho ny fiarahabana avy aty IndonésieAndao hanao dia hianarana momba an’i Indonésie! Nanasitrana lehilahy iray i Jesoa KristyMamakia tantara iray momba ny fomba nanasitranan’i Jesoa Kristy lehilahy iray izay jamba. Haley YanceyOlona iray izay mahatakatraMiatrika zava-tsarotra maro i Blair, saingy fantany fa ny Ray any An-danitra dia mahatakatra ny zavatra lalovany ary hanampy azy. Gerrit W. Gong“Ahoana no ahafahako mampisy lanjany kokoa ny vavaka izay ataoko?”Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Gerrit W. Gong momba vavaka. Tadiavo!Asa atao hitadiavana sarina fianakaviana iray miara-mivavaka izay nafenina. Noelle Lambert BarrusIlay fitsapam-pahaizanaNila nanapa-kevitra i Jared raha toa ka hanao fitsapam-pahaizana amin’ny basikety amin’ny andro alahady. Tadiavo ireo zavatra tsy mitovyAsa atao hitadiavana ireo zavatra tsy mitovy. Reid N. NibleyHe velona ny RaikoTonon’ny “He velona ny Raiko” izay notsorina Margo sy PaoloNihaona tamina namana iray vaovao i Margo tany am-pianarana. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeFanoroam-pejin’ny fizarana ho an’ny ankizy lehibe. Miomana handeha ho any amin’ny tempoly i AkoniFampahafantarana ny mombamomba ny ankizilahy iray izay niakatra ao amin’ny Zatovolahy sy niomana handeha ho any amin’ny tempoly Iray maka bahana, roa fiomanana, telo dia lasa!Asa atao hanampiana ny ankizy hiomana amin’ireo fandaharan’asan’ny Zatovovavy sy Zatovolahy Hiaraka isika hanao izanyMatahotra ny hiditra ao amin’ny Zatovovavy ao am-piangonana ny ankizivavy iray. Inona no ao an-tsainao?Mamakia hafatra iray momba ny fiomanana amin’ireo fiovana eo amin’ny fiainana. Ho an’ireo namana mbola kely Ho an’ireo namana mbola kelyFantaro ireo namana mbola kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fankasitrahanaTantara iray sy asa atao iray ho an’ny ankizy kely mikasika ny fanehoana fankasitrahana. Hoy i Jakoba hoe: “[Mangataha] amin’ Andriamanitra”Mamakia tantara iray mikasika ny fomba nampianaran’i Jakoba ny olona mba hivavaka. Afaka mangataka amin’ Andriamanitra ahoPejy lokoina ho an’ny ankizy kely Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka Ahy ho an’ny ankizy kelyAsa atao ho an’ny ankizy kely mba hanampiana azy ireo hianatra zavatra avy amin’ireo andinin-tsoratra masina ao amin’ny Avia, hanaraka Ahy. Ry ray aman-dreny malalaMamakia hafatra ho an’ny ray aman-dreny mikasika ny fahatsapana ho feno fankasitrahana ao anatin’ny fotoan-tsarotra.