2023
“Ahoana no ahafahako mampisy lanjany kokoa ny vavaka izay ataoko?”
Nôvambra 2023


“Ahoana no ahafahako mampisy lanjany kokoa ny vavaka izay ataoko?” Namana, nôv. 2023, 22.

Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray

“Ahoana no ahafahako mampisy lanjany kokoa ny vavaka izay ataoko?”

Sary
alt text here

Sary nataon’i Simini Blocker

Fantaro fa miahy sy eo akaiky eo foana ny Ray any An-danitra.

Resaho Aminy ny momba ireo zavatra izay manan-danja aminao.

Mampiasà teny feno fanajana ao anatin’ny vavaka ataonao.

Angataho ny Ray any An-danitra mba hanampy anao hanompo ny hafa. Te hanampy anao hanao izany Izy!

Hamoaka printy