“Margo sy Paolo,” Namana, nôv. 2023, 34.
Margo sy Paolo
Oay, tena mahafinaritra ny sarinao!
Misaotra! Singe-lion doré izy io. Karazana gidro mipetraka any amin’ny Ala Atlantika izy io. Miloko laoranjy ny volony, ary—
Azafady. Be resaka foana aho. Tsy mahay maka namana aho.
Tsia, mahay ianao! Vao avy nahazo namana iray ianao. Margo no anarany. Ny tenako izany.
Vaovao eto ianao sa tsy izany? Iza no anaranao?
Julia.
Lazao misimisy kokoa ny momba ny gidronao. Tia biby aho. Te ho dokoteram-biby aho indray andro any.
Marina ve? Izaho koa!
Ary tokony hihaona amin’i Kiwi bolokiko izany ianao! Ary i Paolo anadahiko. Mpahaikanto toa anao izy.
Tena hahafinaritra izany!