“Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fankasitrahana,” Namana, nôv. 2023, 44–45.
Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fankasitrahana
Afaka miteny hoe misaotra an’ireo olona izay manampy ahy aho.
Afaka mieritreritra momba ireo zavatra tsara aho eo amin’ny fiainako.
Afaka misaotra ny Ray any An-danitra aho noho ny fitiavany.
Maro dia maro ny zavatra tokony hanehoantsika fankasitrahana!
Fotoana ho an’ny asa atao
Nanao sary ho an’ny mpampianatra azy i Mara mba hisaorana azy. Hitanao ve ny tsy mampitovy an’ireo sary ireo?