2023
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Nôvambra 2023


“Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy,” Namana, nôv. 2023, 1.

Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Aiza aho no mamaky ny Namana

Sary
alt text

I Elouise B., 7 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny teny alemana any Schleswig-Holstein, Allemagne!

Avia, hanaraka Ahy

Sary
alt text

Manara-dia ny Mpamonjy aho amin’ny alalan’ny fampahatsiahivana ny fianakaviako mba handalina ny soratra masina. Manomana fiarahamientana koa aho hataonay miaraka. Ny asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka Ahy ao amin’ny Namana dia mahafinaritra!

Leslie B., 9 taona, la Région du Grand Accra, Ghana

Mahafinaritra ahy ny mahita ny Tempoly

Sary
alt text

I Bruno A., 8 taona, dia nitsidika ny Tempolin’i Cochabamba Bolivie.

Hamoaka printy