Namana
Ry namana malala
Jolay 2024


“Ry namana malala,” Namana, jolay 2024, fonony eo anoloana.

Ry namana malala,

Sary
I Kristy sy ilay vehivavy teo an-davadrano

Ianao ve mizara ny fijoroana ho vavolombelona anananao? Misy fomba maro hizarana ny zavatra inoanao. Vakio ao amin’ny pejy 30 ny momba ny nizaran’i Ernesto tamin’ny raibeny sy renibeny ny zavatra nianarany tao amin’ny Kilonga. Azonao atao ny mizara ny gazetibokinao Namana , tahaka nataon’i Sasha avy any Kenya ao amin’ny pejy 18!

Mitahy ny hafa ianao rehefa mizara momba an’i Jesoa Kristy!

Amim-pitiavana,

Ny Namana

Farany: Tantarao an-tsoratra aminay ny momba ny fotoana nizaranao ny fijoroana ho vavolombelona anananao.

Hamoaka printy