Namana
Ry ray aman-dreny malala
Jolay 2024


“Ry ray aman-dreny malala,” Namana, jolay 2024, fonony ao ambadika.

Ry ray aman-dreny malala,

Sary
Pejy PDF

Na mbola kely ianao na efa lehibe dia mafy tokoa ny fahadisoam-panantenana. Kanefa miompana amin’ny fianarana sy tsy fahombiazana ary ny fiezahana hatrany ny fiainana—sy ny filazantsara—rehefa miezaka ny manaraka ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy isika. Vakio ny tantaran’i Raina (pejy 36) ka tantarao amin’ireo zanakao ny amin’ny fotoana tsy maintsy niasanao mafy sy nanampian’ny Ray any An-danitra anao mba hahombiazana. Ireny tantara ireny dia manampy ny ankizy hahafantra fa izy ireo koa dia afaka manao zava-tsarotra! Azonao ampiasaina koa ireo hevitra ao amin’ny pejy 38. Iaraho mameno ireo banga ary ahantony ilay pejy mba hanampiana ny fianakaviana manontolo.

Amim-pitiavana,

Namana

Hamoaka printy