Namana
Mizara ny Namana
Jolay 2024


“Mizara ny Namana,” Namana, jolay 2024, 18–19.

Mizara ny Namana

Tany Kenya no nitrangan’ity tantara ity.

Sary
Ankizivavy mihazakazaka mivoaka ny trano iray, mihazona gazetiboky, mba hiarahaba an-dreniny

Nanao ahoana ny tao amin’ny Kilonga?

Tsara ilay izy. Sady nahazo gazetiboky Namana ho ahy manokana aho!

Mahafinaritra izany! Vonona ny hody?

Ie!

Sary
Ankizivavy mamaky gazetiboky sady miara-mamindra amin’i Neny
Sary
Ankizivavy sy reny mifanena amina ankizivavy sy reny iray

Salama e!

Salama e!

Sary
Ankizivavy mijery amim-pifaliana ny gazetiboky sy taboika maneho eritreritra eo ambony lohany

Mahafaly ahy ny mamaky ny Namana . Mety hahafaly azy koa izany.

Sary
Ankizivavy manome gazetiboky an’ny ankizivavy iray hafa

Inty ny anao! Gazetiboky momba an’i Jesoa Kristy iny.

Misaotra anao!

Sary
Ankizivavy sy reny tonga eo ambaravaran’izy ireo

Misaotra anao nanao izany.

Misaotra. Tiako ho tsapany fotsiny ny hasambarana tsapako rehefa mianatra momba an’i Jesoa aho!

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Kelly Light

Hamoaka printy