Namana
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Jolay 2024


“Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy,” Namana, jol. 2024, 1.

Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Aiza aho no mamaky ny Namana

Sary
Ankizilahy feno tsiky mihazona gazetiboky Namana

IChristian M., 5 taona, mamaky ny Namana amin’ny fiteny Anglisy ao amin’ny fivondronan’ny tanan-dehiben’i Nairobi, Kenya.

La tarte de la dîme [Tarte maneho ny fahafolonkarena]

Sary
Ankizivavy feno tsiky mihazona valopin’ny fahafolonkarena

Namaky ilay tantara momba ny “La tarte de la dîme [Tarte maneho ny fahafolonkarena]” (des. 2022) aho. Nianatra aho fa ny Ray any An-danitra no manome antsika ny zavatra rehetra ananantsika. Namporisika ahy handoa fahafolonkarenako io tantara io mba hahafahako manampy ny hafa. Nahatsapa fifaliana aho rehefa nandoa ny fahafolonkarenako.

Charlotte S., 7 taona, Texas, Etazonia

Mahafinaritra ahy ny mahita ny Tempoly

Sary
Ankizivavy feno tsiky mijoro eo anoloan’ny tempoly

Namangy ny Tempolin’i Manaus Brezila i Talita S., 10 taona.

Tianay ny maheno vaovao avy amin’ireo namana!

Hamoaka printy