Namana
Mizara ny filazantsara i Abisa
Jolay 2024


“Mizara ny filazantsara i Abisa,” Namana, jolay 2024, 23.

Tadiavo izany: Bokin’i Môrmôna

Mizara ny filazantsara i Abisa

Sary
Pejin’ny sahanasa momba an’i Abisa sy ireo olon-kafa nitangorona teo amin’ny Mpanjaka Lamônia.

Sary nataon’i Suzy Gerhart

Nanangona ny vahoaka i Abisa mba hahafahan’izy ireo mianatra amin’i Amôna momba an’i Jesoa Kristy. Hitanao ve ireo zavatra miafina?

Hamoaka printy