Namana
Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fandehanana miangona
Jolay 2024


“Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fandehanana miangona,” Namana, jolay 2024, 44–45.

Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fandehanana miangona

Sary
Ankizy miara-manao sary ao amin’ny tempoly raha ny mpampianatra kosa mamaky boky ho azy ireo

Sary nataon’i Violet Lemay

Afaka mianatra momba an’i Jesoa Kristy aho rehefa mandeha miangona.

Sary
Ankizy mandray ny fanasan’ny Tompo

Afaka mipetraka amim-pahanginana aho ary mandray ny fanasan’ny Tompo.

Sary
Ankizy miara-mihira

Afaka mihira sy mianatra aho ao amin’ny Kilonga.

Sary
Fianakaviana mankany am-piangonana

Mahatsapa zavatra tsara aho ao anatiko rehefa mandeha miangona.

Fotoana ho an’ny fiaraha-mientana

Sary
Sahanasa ahitana lala-mifampidipiditra

Ampio i Anna sy ny fianakaviany handeha ho any amin’ny trano fiangonana amin’ny andro Alahady.

Hamoaka printy