Namana
Fizaràna ho an’ny namana kely
Jolay 2024


“Fizaràna ho an’ny namana kely,” Namana, jolay 2024, 43.

Fizaràna ho an’ny namana kely

Sary
Zazalahy mitsiky

Tiako ny takarivan’ny mpianakavy sy ny fianarana momba ny filazantsara. Te ho misiônera aho rehefa lehibe.

Abraham B., 4 taona, Distrika renivohitr’i Venezoelà

Sary
Zazavavy mitsiky

Tiako ny mankao amin’ny kilasin’ny Kilonga sy mianatra momba an’i Jesoa miaraka amin’ireo namako.

Jean C., 5 taona, Distrikan’i Taoyuan, Taiwan

“Afaka manao tsara fanahy aho.

Tia ahy ny Ray any An-danitra.”

Bokin-kiran’ny ankizy, 84

Sary
Pejy PDF

Hamoaka printy