Namana
Amin’ny fomba ahoana no hitandremako ny Sabata ho masina?
Jolay 2024


“Amin’ny fomba ahoana no hitandremako ny Sabata ho masina?” Namana, jolay 2024, 16.

Valin-teny avy amin’ny Apôstôly iray

Amin’ny fomba ahoana no hitandremako ny Sabata ho masina?

Namboarina avy tamin’ny “Mandresy izao tontolo izao,” Liahona, mey 2017, 58–62; sy ny “A Compensatory Spiritual Power for the Righteous” (Brigham Young University devotional, Aug. 18, 2015), speeches.byu.edu.

Sary
Ankizilahy sy ankizivavy mandray ny fanasan’ny Tompo

Sary nataon’ i Brooke Smart

Mandraisa ny fanasan’ny Tompo ary mahatsiarova an’i Jesoa Kristy.

Mandalìna soratra masina ary mivavaha.

Manokàna fotoana iarahana amin’ny fianakavianao sy ireo hafa izay mila ny fanampianao.

Mifantoha amin’ny Mpamonjy sy ny androny masina, eny fa dia rehefa avy any am-piangonana aza.

Hamoaka printy