Namana
Mitondra ny hafa hankamin’i Kristy
Jolay 2024


“Mitondra ny hafa hanatona an’i Kristy,” Namana, jolay 2024, 49.

Kristy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna

Mitondra ny hafa hankamin’i Kristy

“Ary ny zava-nitranga dia nodidiany ny hitondrana ny ankizy madininy. Koa nentiny ny ankizy madininy sy napetrany tamin’ny tany manodidina Azy, ary nijoro teo afovoany i Jesoa; ary ny valalabemandry dia nanome lalana ambara-pitondrany azy rehetra teo anoloany” (3 Nefia 17:11–12).

Sary
I Jesoa Kristy miaraka amin’ny ankizy

Sary hosodoko nataon’i Casey Childs

Hamoaka printy