Namana
Miara-manara-dia an’i Jesoa
Jolay 2024


“Miara-manara-dia an’i Jesoa,” Namana, jolay 2024, 20–21.

Miara-manara-dia an’i Jesoa

Sary
Ankizy ao amin’ny Kilonga mihazona sary

Nianatra momba ny maha-zava-dehibe ny fiomanana mankany amin’ny tempoly ny ankizy any Pedro Domingo Murillo Province, Bolivia . Nanamboatra sary sy modely maneho ny mety ho endrik’ilay ho tempolin’i La Paz Bolivia izy ireo.

Sary
Ankizivavy sy modelin’ny tempoly vita amin’ny biriky plastika

Lily M., 10 taona, Arizona, Etazonia

Sary
Ankizilahy miaraka amin’ny sary natao tanana maneho ny tontolo nanodidina an’i Môrônia tamin’izy nandevina ireo takelaka

“Mandevina ireo takela-bolamena i Môrônia,” Arthur S., 6 taona, Alaska, Etazonia

Sary
Sarina tempoly nataon’ny ankizy iray

“Ny Tranon’ny Tompo,” Audrey B., 9 taona, Alberta, Kanadà

Sary
Sary nataona ankizy izay ahitana olona misalotra ireo fiarovan’ Andriamanitra

“Ny fiarovan’ Andriamanitra” Ethan M., 10 taona, Virginia, Etazonia

Sary
Sary fanehoana fanaovana batisa vita amin’ny vakana plastika

“Batisa,” Quinn S., 8 taona, Colorado, Etazonia

Sary
Sary fanehoana ny Saha Edena

“Ny Saha Edena,” Abigail B., 10 taona, Kansas, Etazonia

Sary
Sary tapaka ana ankizivavy iray

Nahatsapa ny Fanahy Masina aho rehefa nihaino lahateny tany am-piangonana.

Serfina K., 9 taona, Faritr’i Mwanza, Tanzania

Sary
Ankizivavy mihazona sarety vita amin’ny baoritra

Nankany Utah niaraka tamina andian-tsarety tarihin-tanana ireo razambeko. Nanamboatra sarety tarihin-tanana aho mba hahatsiarovana ireo zavatra tsara nataon’izy ireo.

Maddie J., 9 taona, Utah, Etazonia

Sary
Sary tapaka ana ankizilahy iray

Manana boky be dia be izahay ao an-tranonay saingy ny Bokin’i Môrmôna no boky vakinay indrindra. Nianatra avy amin’ny raiko aho fa hianatra zava-baovao foana ianao isaky ny mamaky ny Bokin’i Môrmôna.

Louie C., 10 taona, Distrikan’i Taoyuan, Taiwan

Sary
Sary tapaka ana ankizivavy iray

Tsy hitako ny kiraroko dia nivavaka aho mba hahazo fanampiana. Noheveriko hoe hisy valiny tonga eo no ho eo saingy tsy nisy. Sosotra aho ka nalaiko ilay ambonin’akanjo teo amin’ny gorodona ary natsipiko. Tao ambanin’ilay ambonin’akanjo ny kiraroko! Tamin’ny fomba tsy nampoiziko no namaliana ny vavaka nataoko saingy fantatro fa heno ny vavaka nataoko.

Cosette K., 10 taoan, Queensland, any Aostralia

Sary
Sary tapaka ana ankizilahy iray

Namboly voninkazo ho ana ranabavy teo amin’ny manodidina aho sady nanome sakafo ny zana-tsakany. Nahatsapa fifaliana aho fa nanompo tahaka ny nataon’i Jesoa.

Matías V., 8 taona, Faritr’i Santiag Metropolitan, Chili

Hamoaka printy