Jolay 2024 Ry namana malalaMamakia hafatra momba ana tenivavolombelona. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Henry B. EyringMizarà ny zavatra inoanaoMizara hafatra momba ny fizaràna ny filazantsara ny Filoha Eyring. Rebekah JakemanMisafidy ny zavatra atao amin’ny andro AlahadyMisafidy ny hitandrina ny Sabata ho masina i Evolett ary manasa ny namany ho tonga any am-piangonana. Manara-dia an’i Jesoa any NikaragoàFantaro i Felix avy any Nikaragoà ary fantaro ny fomba fanarahany an’i Jesoa. Arahaba avy aty NikaragoàManaova dia hianarana momba an’i Nikaragoà! Heather SullivanAfomanga mipoaka miloko marevakaMandresy ny fahatahorany afomanga i Charlotte. Asa tanana momba ny drafitry ny fahasambaranaManamboara asa tanana momba ny drafitry ny famonjena mba hianarana sy hampianarana ny drafitr’ Andriamanitra ho an’ny zanany. Rebekah JakemanIlay tantara ao amin’ny soratra masina nolalaovina an-tsehatraMahita fomba mahafinaritra hitandremana ny Sabata ho masina i Jonny sy ny fianakaviany. Neil L. AndersenAmin’ny fomba ahoana no hitandremako ny Sabata ho masina?Mamakia hafatra avy amin’ny Loholona Neil L. Andersen izay mikasika ny fitandremana ny andro Sabata ho masina. Sahanasa fanao amin’ny AlahadyKilalao iray hanampiana ny ankizy hahita zavatra mampiorina hatao mba hanajana ny Sabata. Lucy Stevenson EwellMizara ny NamanaMizara ny gazetiboky Namana amin’ny olona i Sasha satria tiany hahatsapa ny fitiavan’i Jesoa izy ireo. Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Inona no atao hoe fanokanana ny tempoly?Karatra mivoaka isam-bolana momba ny tempoly manerana izao tontolo izao sy ireo zava-misy momba ny tempoly. Avia, hanaraka Ahy Mizara ny filazantsara i AbisaSahanasa ana sary nafenina momba an’i Abisa ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Iza moa i Abisa?Mianara momba an’i Abisa sy ny fomba nijoroany ho vavolombelona momba an’i Jesoa Kristy. Mampianatra ny mpanjaka i AharônaMamakia tantara iray mikasika ny fomba nampianaran’i Aharôna ny momba an’ Andriamanitra tamin’ny mpanjaka. Sahanasa mifandray amin’nyAvia, hanaraka AhyAmpiasao ireto asa atao ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Alelie Camitan-CoronelMamangy an’i nenibe sy i dadabeMankany an-tranon’i dadabe sy i nenibeny i Ernesto ary maneho ohatra tsara ho azy ireo. Clark G. GilbertNy fifaliana avy amin’ny fiankinanaMitantara ny fomba nianarany mba ho lasa mahay tany am-pianarana tamin’ny alalan’ny fanampian’ny Ray any An-danitra ny Loholona Gilbert. Margo sy PaoloMitebiteby ny amin’ny famintinana boky atao any am-pianarana i Paolo. Fizaràna ho an’ny ankizy lehibe Fizaràna ho an’ny ankizy lehibeFanolorana ny Fizaràna ho an’ny ankizy lehibe. Jane McBrideManandrana indray i RainaTe hanandrana zava-baovao i Raina ka nanao fifaninanana fanoratana lahatsoratra saingy kivy izy rehefa tsy mandresy. Inona no ao an-tsainao?Torohevitra kely hahafahan’ny ankizy lehibe miatrika toe-java-tsarotra sy maharitra ara-pihetseham-po. Pejy holokoinaPejy holokoina iray momba ny fahafahan’ny Ray any An-danitra manampy antsika. Resadresaka natao tamin’i Alan momba Ireo Fanekem-pinoanaMitantara momba ny fomba nanampian’Ireo Fanekem-pinoana azy hizara ny filazantsara i Alan avy any Espaina. Daryn B.Tiana ahoMizara ny fomba ahatsapany ny fitiavan’ny Ray any An-danitra i Daryn B. na dia eo aza ireo olana ara-pahasalamana iainany. Fizaràna ho an’ny namana kely Fizaràna ho an’ny namana kelyFantaro ireo namana mbola kely sasantsasany manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fandehanana miangonaTantara sy fiaraha-mientana iray ho an’ny ankizy kely mikasika ny fandehanana miangona. Inona no atao hoe Sabata?Tantara fohy momba ny Sabata ho an’ireo ankizy mbola kely. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fitiavanaPejy holokoina ahitana ankizy mizara momba an’i Jesoa Kristy Mitondra ny hafa hankamin’i KristySombina asa kanto momba ana ankizy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna izay mitarika ny hafa hihaino an’i Kristy Ry ray aman-dreny malalaVakio ny hafatra iray ho an’ny ray aman-dreny momba ny fiezahana hatrany.