Namana
Inona no atao hoe fanokanana ny tempoly?
Jolay 2024


“Inona no atao hoe fanokanana ny tempoly?” Namana, jolay 2024, 22.

Karatra sarina tempoly

Inona no atao hoe fanokanana ny tempoly?

Sary
Tantara amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Rachel Erickson

Rehefa vita ny tempoly iray dia manonona vavaka manan-danja ny mpaminany na apôstôly iray mba hanokanana na hitsofana rano ny tempoly. Manokana ny tempoly ho toerana masina ahafahantsika manao ny asan’ Andriamanitra izany vavaka izany. Mampanantena ireo mpaminany fa tempoly an-jatony maro no hotokanana ho an’ny Tompo.

Tempolin’i Managoà Nikaragoà

  • Io no ho tempoly voalohany any Nikaragoà.

  • Nitsidika an’i Nikaragoà ny Loholona Russell M. Nelson tamin’ny 2012 ka nandodona ny olona hiomana ho amin’ny fahatongavan’ny tempoly. Hoy izy: “Mampanantena anareo aho fa rehefa vonona ianareo dia hanao ny anjarany ny Tompo mba hanananareo tempoly” (jereo ny Liahona, jona 2012, 77).

Tempolin’i Singapore

  • Ito no tempoly voalohany any amin’ny Repoblikan’i Singapore.

  • Nanasa ireo mpikamban’ny Fiangonana tany Singapore ny mpaminany tamin’ny 2000 mba hiomana ho amin’ny fahatongavan’ny tempoly.

  • Tsy maintsy nankany Filipina ireo mpikambana, talohan’ny nahavitan’izany, mba hidirana ny tempoly.

Hamoaka printy