2010
Tsy Fitahiana Efa Mahazatra
Aprily 2010


Ho an’ny Ankizy

Tsy Fitahiana Efa Mahazatra

180 taona lasa tamin’ity volana ity no nanorenana ny Fiangonana. Nilaza ny Filoha Dieter F. Uchtdorf hoe “tsy fitahiana efa mahazatra” ny miaina ankehitriny izay fotoana namerenana indray ny Fiangonana. Jereo iretsy soratra masina etsy ambany iretsy mba hahitana ny sasantsasany amin’ireo fitahiana omen’ny Ray any an-danitra ny olona amin’ny alalan’ny Fiangonana. Dia tadiavo avy eo ny sary izay mifanaraka amin’ny soratra masina tsirairay avy.

Asan’ny Apôstôly 22:16

2 Nefia 32:5

Jakoba 5:14–15

F&F 20:8–11

Amosa 3:7

F&F 110:7–10

Nilaza ny Filoha Uchtdorf fa ny olona rehetra dia afaka mitondra fanampiana ao amin’ilay “asa lehiben’Andriamanitra.” Ahoana no fomba ahafahanao manampy?

Hamoaka printy