Liahona, Aprily 2010 Hafatra 4 Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Asan’Andriamanitra Iray Lehibe Nataon’ny Filoha Dieter F. Uchtdorf 7 Hafatra ho an’ny Famangiana Isan-tokantrano: Mikatsaka sy Mandray Fanambarana ho an’ny Tena Manokana Lahatsoratra Manokana 14 Tempoly iray ho an’ i Kona Nataon’i R. Val Johnson Ny fandehanana matetika tany amin’ny tempoly dia nitahy an’ireto mpivady ireto—ary nahafahan’izy ireo avy eo nitondra fitahiana ho an’ireo hafa. 18 Mila Mankany amin’ny Tempoly Aho Nataon’i Michael R. Morris 20 Fitsapana ny Fahatokiana: Miainga amin’ny Tahotra ka Miafara amin’ny Finoana eo amin’ny Fanapahan-kevitra Hanambady Nataon’ny Loholona Elder Lance B. Wickman 24 Manao ho Lohalaharana ny Fanambadiana any amin’ny Tempoly Nataon’i Vitaly sy Ekaterina Shmakov 32 Fidji: Ireo Vokatra avy amin’ny Finoana Nataon’i Don L. Searle Departemanta 8 Zava-madinika sy Tsotra 12 Manompo ao amin’ny Fiangonana Ny Lanjan’ny Mpampianatra iray Nataon’ny Filoha Thomas S. Monson 13 Miresaka an’i Kristy Isika Izy dia Haka ny Rofin’ny Olony eo Aminy Nataon’i Elder Jean A. Tefan 16 Ny Zavatra Inoantsika Nitsangana Tamin’ny Maty Izy Nataon’ny Filoha Thomas S. Monson 28 Fianarana Filazantsara Ny Tena Fisian’ny Fitsanganana amin’ny Maty Nataon’ny Filoha Spencer W. Kimball 38 Ny Feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany 74 Vaovaom-piangonana 80 Mandrapihaonantsika Indray Fasana Nasiana Tombo-kase Nataon’i David L. Frischknecht Tanora Mpitovo 42 Ny Filazantsara eo amin’ny Fiainako Ny Tantaran’i Nefia, Ny Tantarako Tsy nambara ny anarana 44 Miresaka Amintsika Izy ireo Ho lasa Olona Tsara Toetra amin’Izao fotoana Izao Nataon’ny Loholona Marvin J. Ashton Ho an’ny Tanora 46 Fanontaniana sy Valiny “Ahoana no ahafahako manana eritreritra madio eo am-pahitana ireo tsy fahamaotinana manodidina ahy?” 48 Ahoana no Ahafantarako Fihin-tsandrin’ny Ray Nataon’i Luiz Fernando Maykot 49 Sary Jereo ny Hoavy 50 Ho an’ireo Zatovolahy Mampiaraka Nataon’ny Fiadidian’ny Zatovolahy Maneran-tany 51 Torohevitra ho an’ny Zatovovavy Momba ny Fampiarahana Nataon’ny Fiadidian’ny Zatovovavy Maneran-tan 53 Sehatra ho Antsika 54 Manampy Mba Hahatanteraka Izany Nataon’i Richard M. Romney Manampy ny sampany handray ny fitahiana avy amin’ny takarivan’ny mpianakavy ireto zatovovavy any Inde ireto. 56 Alahady Vao Maraimbe Nataon’i Charles W. Dahlquist II Mifoha amim-pifaliana alohan’ny hiposahan’ny andro ireo zatovolahy fijiana mba hanatanteraka ny adidiny ao amin’ny fisoronana. 58 Rehefa Tsy Mitsingevana ny Ganagana Nataon’i Wendi Wixom Taylor Nianatra lesona goavana aho tamin’ilay andro nitondran’i Dada tao an-trano zana-ganagana kely anankitelo. Ho an’ny Ankizy 60 Mpitendry Pianô ao amin’ny Kilonga Nataon’i Jan Pinborough Talanjona tokoa ireto ankizy fa afaka nianatra pianô—ary nitendry tao am-piangonana. 62 Hira Avia re, Hanaraka Ahy Nataon’i John Nicholson sy Samuel McBurney 63 Ny Pejintsika 64 Manampy amin’ny Famahanana ireo Ondrin’ny Mpamonjy Nataon’ny Filoha Henry B. Eyring Afaka manampy amin’ny fanatanjahana ny finoan’ny hafa ianao. 66 Fotoana Ifanakalozana Namerina tamin’ny Laoniny ny Fahafenoan’ny Filazantsara tamin’ny alalan’i Joseph Smith i Jesoa Kristy Nataon’i Sandra Tanner and Cristina Franco 68 Akanjo Mariazy iray sy Drafitra iray Nataon’i Jane McBride Choate Nalahelo i Lori fa tsy afaka ny hanatrika ny fanambadian’ny rahavaviny ao amin’ny tempoly, saingy mampianatra azy ny rahavaviny mba hiomana hanambady any amin’ny tempoly indray andro any. 70 Ho an’ny Ankizy Madinika Jereo raha hitanao ilay Liahona nafenina ato amin’ity boky ity. Eo amin’ny fonony Eo anoloana: Izahao ny Tanako, nataon’i Jeff Ward. Any ambadika: Aza Manendry Ahy, nataon’i Minerva Teichert, nahazoana lalana avy tamin’i Brigham Young University Museum of Art. 28 42 50 72 Zavatra maro mahaliana ao amin’ny internet