2010
Ampio Izahay mba Hanatsara
Aprily 2010


Ampio Izahay Mba Hanatsara

Ny mpiasa ato amin’ny Liahona dia mitady mpikambana avy amin’ny sokajin-taona rehetra izay vonona ny haneho ny heviny momba ireo lahatsoratra hatao ao anatin’ireo laharana ho avy. Ireo izay liana ny hilatsaka an-tsitrapo ao amin’ity Kômity Mpanombantombana ny Liahona ity dia tsy maintsy manana internet ary afaka mifandray amin’ny teny Anglisy. Raha hilatsaka an-tsitrapo dia andefaso e-mail any amin’ny liahona@ldschurch.org ary asio hoe “Evaluation Committee” eo amin’ny faritra manambara ny antony hanoratana. Handefa fanontaniana matetika any aminao izahay. Ny hevitrao dia hanampy ny Liahona hanome fahafahampo kokoa ny zavatra izay ilain’ireo mpamaky manerana an’izao tontolo izao.

Hamoaka printy