2010
Tadiavo Ilay Ondry
Aprily 2010


Ho an’ny Ankizy Madinika

Tadiavo ILay Ondry

Nampianatra i Jesoa fa afaka mampiseho ny fitiavantsika Azy isika amin’ny alalan’ny “famahanana ny Ondriny” (jereo Jaona 21:15–17). Afaka manao izany isika amin’ny alalan’ny fanampiana ny hafa. Mamahana ny ondrin’i Jesoa ireto ankizy ireto amin’ny alalan’ny fanampiany ny mpifanolobodirindrina aminy hanala ny ahi-dratsy eo amin’ny zaridainany. Tokony hitady olona hotompoina foana isika.

Tadiavo ary asio faribolana ireo ondry miafina 10 ato amin’ity sary ity.

Sary nataon’i Adam Kofford

Hamoaka printy