2023
Tanjona matsiro
Martsa 2023


“Tanjona matsiro,” Namana, mar. 2023, 42.

Zavatra mahafinaritra

Tanjona matsiro

Sary
Asa atao amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Emily Jones

Te hanaraka tsara kokoa ny Tenin’ny Fahendrena i Sara (jereo ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 89). Nametraka tanjona mahakasika ilay fandaharanasa Ankizy sy Zatovo izy mba hihinanan’izy ireo voankazo sy legioma bebe kokoa. Hitanao ve ireo laharan-tsakafo anankiroa izay mitovy daholo ny sakafo ao anatiny, fa tsy mitovy ny nandaharana azy ireo?

Hamoaka printy