2023
Manara-dia an’i Jesoa any Kiribati
Martsa 2023


“Manara-dia an’i Jesoa any Kiribati,” Namana, mar. 2023, 16–17.

Manara-dia an’i Jesoa any Kiribati

Fantaro i Scott!

Ny mombamomba an’i Scott

Sary
Sarin’ny endriky ny ankizilahy iray mitsiky

Taona: 8

Avy any: Tarawa, Kiribati

Fiteny: Kiribatia sy anglisy

Tanjona sy nofinofy: Ho lasa dokotera

Fianakaviana: I Neny sy i Scott

Ny fomba fanarahan’i Scott an’i Jesoa

Sary
Sarina ankizilahy iray misakambina ankizilahy iray hafa eo an-dranomasina

Mankatò sy tsara fanahy i Scott. Tiany ny maneho ohatra tsara indrindra fa ho an’ilay ankizilahy kely zanaky ny rahavavin’ny mamany. Tena namany akaiky io ankizilahy kely zanaky ny rahavavin’ny mamany io ka antsoiny foana hoe zandriny lahy. Mivavaka isan-kalina sy isa-maraina i Scott. Te handeha hanatrika foana ireo fiaraha-mientana any am-piangonana izy ary tiany ny takariva ao an-tokantrano. Tiany koa ny manampy ny hafa. Te hanampy azy ireo izy satria manana fahatsapana tsara izy rehefa manao izany. “Mitondra fifaliana ho ahy ny manampy ny hafa,” hoy izy.

Ireo zavatra tian’i Scott

Sary
Trano miorina ambony tsato-kazo, brocoli sy paoma, boky misokatra, ary onjan-dranomasina

Tantara ao amin’ny soratra masina: Ny fotoana nahaterahan’i Jesoa Kristy

Toerana: Ny tranon’ny ray aman-drenin’ny raibe sy renibe avy any amin’ny reniny

Voankazo sy legioma: Paoma, brocoli

Taranja any an-tsekoly: Anglisy

Loko: Manga

Sary
tantara amin’ny endrika PDF

sary nataon’i Amanda Yoshida

Hamoaka printy