“Ry namana malala,” Namana, mar. 2023, fonony eo anoloana.
Ry namana malala,
Isika rehetra dia miaina fotoana izay hitrangan’ny zava-tsarotra. Saingy afaka manampy antsika foana i Jesoa mba hahatsapa fiadanana. Ao amin’ny pejy 2 ny Filoha Eyring dia miresaka momba ny fomba hanampian’ny fahatsiarovana an’i Jesoa azy hahatsapa fiadanana. Ary ao amin’ny pejy 4 dia afaka mamaky mikasika ny ankizivavy iray izay nahatsapa fiadanana nandritra ny horohoron-tany ianao.
Tianay ianareo,
Namana
Fanamarihana: Ireo tantara sy hira avy amin’ny Namana dia afaka manampy anao hahatsapa fiadanana. Afaka mihaino an-jotra (en ligne) ao amin’ny friend.churchofjesuschrist.org ianao.