2023
Lala-mifampidipiditra ahitana fahagagana
Martsa 2023


“Lala-mifampidipiditra ahitana fahagagana,” Namana, mar. 2023, 21.

Zavatra mahafinaritra

Lala-mifampidipiditra ahitana fahagagana

Sary
Lala-mifampidipiditra mamakivaky ireo zava-nitranga tao amin’ny Testamenta Vaovao

Sary nataon’i Brian Weaver

Nanao fahagagana maro i Jesoa Kristy. Valio ireo fanontaniana mba hamakivakiana ilay lala-mifampidipiditra.

  1. Inona no nahosotr’i Jesoa teo amin’ny mason’ilay lehilahy jamba mba hanasitranana azy? (Jereo ny Jaona 9:1–11.)

    • Tanimanga.

    • Ranomandry.

  2. Hafiriana no nahararian’ilay vehivavy talohan’ny nikasihany ny somotraviavin-damban’i Jesoa? (Jereo ny Lioka 8:43–48.)

    • 12

    • 42

  3. Inona no sakafo nomen’i Jesoa an’ireo olona niisa 5000? (Jereo ny Marka 6:41–44.)

    • Mofo sy hazandrano.

    • Tantely sy hena.

  4. Inona no nolazain’i Jesoa fa ho hitan’i Petera ao anatin’ny vavan’ny hazandrano iray? (Jereo ny Matio 17:24–27.)

    1. Vatosoa.

    2. Vola sekela.

  5. Inona nasain’i Jesoa nataon’ireo boka talohan’ny nahasitranan’izy ireo? (Jereo ny Lioka 17:11–19.)

    • Mankananesa any amin’ny mpisorona.

    • Mandehana mandro.

  6. Iza tamin’ny olona tao amin’ny fianakavian’i Marta no natsangan’i Jesoa tamin’ny maty? (Jereo ny Jaona 11:38–44.)

    • I Maria rahavaviny.

    • I Lazarosy anadahiny.

Hamoaka printy