2023
Ho an’ny ankizy lehibe
Martsa 2023


“Ho an’ny ankizy lehibe,” Namana, mar. 2023, 35.

Ho an’ny ankizy lehibe

Sary
Pejin’ny fonony ho an’ny ankizy lehibe

Fanontaniana fohy

Iza no anaran’ny anadahin’i Maria sy i Marta?

  1. Labana

  2. Lioka

  3. Lazarosy

  4. Lakôneo

(Jereo ny Jaona 11:1.)

Teny mitaona fanahy

“Aza matahotra, minoa fotsiny ihany.” (Marka 5:36)

Inona no ato anatiny:

Hamoaka printy