2023
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Martsa 2023


“Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy,” Namana, mar. 2023, 1.

Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Mahita ny tempoly no mahafinaritra ahy

Sary
Ankizivavy iray manondro ny tempolin’i Taipei Taiwan

Nitsidika ny tempolin’i Taipei Taiwan i Wan Ting Z., 8 taona.

Ireo toerana hamakiantsika ny Namana

Sary
Ankizy anankitelo mihazona tahadikan’ny gazetiboky Namana

I Clarice sy i Olivia ary i Laura P., 3 taona, 8 taona, ary 11 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny teny Pôrtogey any São Paulo, Brésil.

Manorina fitiavana

Sary
Ankizy anankitelo miaraka amina tempoly iray namboarina tamina zavatra plastika manana endrika samihafa

Nanorina ny tanànan’i Ziona izahay tamin’ny alalan’ireo asa atao ao amin’ny Avia, hanaraka ahy (Jan. 2022). Tianay ny olona rehetra mba ho voahodidin’ny fitiavana sy hitodika mankany amin’ny tempoly.

I Daniel sy i Samuel ary i Sariah C., 8 taona, 5 taona, ary 11 taona, Eure-et-Loir, France

Hamoaka printy