2023
Boky fahatsiarovana ny batisa
Martsa 2023


“Boky fahatsiarovana ny batisa,” Namana, mar. 2023, 15.

Boky fahatsiarovana ny batisa

Sary
asa atao mba hanamboarana boky iray

sary nataon’i Nicole Walkenhorst

Manaova boky iray hahatsiarovana ny batisanao. Raha mbola tsy vita batisa ianao dia manamboara boky izay maneho ny mety ho endriky ny batisanao.

  1. Zarao roa ny taratasy anankiroa. Ampio tapa-taratasy bebe kokoa raha te hanana boky lavalava kokoa ianao.

  2. Atambaro ireo taratasy ary aforeto roa.

  3. Asio lavaka anankitelo eo amin’ny faritra namoretana ireo taratasy.

  4. Ampidiro eo amin’ny lavaka tsirairay ny kofehy matevina iray ary fatory izany.

Hamoaka printy