Martsa 2023 Ry namana malalaVakio ny hafatra mikasika ny fahitana fiadanana amin’ny alalan’i Jesoa Kristy. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyFantaro ireo namana sasany manerana izao tontolo izao. Henry B. EyringFiadanana avy amin’ny MpamonjyVakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha Henry B. Eyring momba ny fahatsapana fiadanana avy amin’ny Mpamonjy. Noelle BarrusIlay vavaka natao nandritra ny horohoron-tanyNanao vavaka mba hahatsapa fiadanana i Violet nandritra ny horohoron-tany iray. Avia, hanaraka Ahy Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto asa atao ireto handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao Manorata fanoharana irayManorata fanoharana iray izay anao manokana mba hampianarana momba ny filazantsara. Ireo fanekempihavanana atao amin’ny batisaFantaro ny momba ilay lalan’ny fanekempihavanana izoranao izay mitondra miverina any amin’ny Ray any An-danitra. Lucy Stevenson EwellMitazona ny fampanantenana nataonyNanao hadisoana i Happiness ka nibebaka mba hitazonana ny fampanantenana nataony tamin’ny batisa. Megan S.Ny andro nanaovana batisa ahyMizara ny momba ilay andro nanaovana batisa azy i Megan S. . Tadiavo!Hitanao ve ireo zavatra miafina ao amin’ilay sary? Boky fahatsiarovana ny batisaManaova boky iray hahatsiarovana ny batisanao. Manara-dia an’i Jesoa any KiribatiFantaro i Scott avy any Kiribati ary fantaro ny fomba fanarahany an’i Jesoa. Maneho ny fiarahabana avy aty Kiribati!Andao hianatra momba an’i Kiribati! Dieter F. UchtdorfInona no ho nataon’i Jesoa raha teto Izy androany?Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Dieter F. Uchtdorf mikasika ny zavatra ho nataon’i Jesoa raha teto Izy androany. Lala-mifampidipiditra ahitana fahagaganaValio ireo fanontaniana momba ireo fahagagana nataon’i Jesoa mba hahitanao ny lalanao ao anatin’ilay lala-mifampidipiditra. Katie MorrellIlay boky momba ny dinôzôroTezitra i Sophia rehefa niteny taminy ny ankizilahy iray fa tsy afaka mamaky boky momba ny dinôzôro izy. Nianatra izy fa ny fahasamihafana dia ampahan-javatra mandrafitra ny drafitry ny Ray any An-danitra. Natao batisa i Jesoa KristyVakio ny tantara momba ny batisan’i Jesoa Kristy ao anatin’ny Baiboly. Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Hilary Watkins LemonMianatra mitiaTezitra i Damien rehefa tsy mahay manao kilalao iray ny anabaviny. Mba tantarao ahy ireo tantaran’i JesoaIanaro mitendry ny “Mba tantarao ireo tantaran’i Jesoa” izay natao amin’ny endrika notsorina. Vebika H.Ilay tanjoko mikasika ny Bokin’i MôrmônaMizara ny fomba fametrahany tanjona mba hamaky ny Bokin’i Môrmôna i Vebika H. . Peter M. JohnsonMihazakazaha mankeny amin’ilay HazavanaMizara tantara mikasika ny fomba nahitany fanantenana tamin’ny alalan’ny filazantsara ny Loholona Peter M. Johnson. Margo sy PaoloNieritreritra momba ireo zavatra noharian’ny Ray any An-danitra i Margo sy i Paolo ary ny rain’izy ireo teo am-pijerena ireo tainkintana niraraka. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeFanoroam-pejin’ny fizarana ho an’ny ankizy lehibe. Don HyunIlay olana teo amin’ny fizarana zavatraMianatra mizara amin’ny rahalahiny i Andrew. Inona avy ireo tanjonao sy nofinofinao?Amboaran-javatra nolazain’ny ankizy mikasika ny nofinofin’izy ireo sy ny tanjon’izy ireo. Tena mahavariana ahoFenoy ny banga mba hanampiana anao hitia ny tenanao! Mikaela WilkinsI Lillian irery monjaNiahiahy i Lillian satria izy irery monja no ho ao amin’ilay kilasy vaovaon’ny Zatovovavy nisy azy, saingy nivavaka izy mba hahazo fanampiana sy fankaherezana. Tanjona matsiroTadiavo ireo laharan-tsakafo anankiroa izay ahitana sakafo mitovy. Ho an’ireo namana mbola kely Ho an’ireo namana mbola kelyFantaro ireo namana mbola kely manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana hatsaram-panahyVakio ny momba ny fomba ahafahanao ho tsara fanahy tahaka an’i Jesoa. Mampitsahatra ny tafio-drivotra i JesoaLokoy ny sarin’i Jesoa mampitsahatra ny tafio-drivotra. Tiako ny mianatra momba an’i JesoaAmpianaro ny ankizikelinareo amin’ny alalan’ny pejy holokoina mifototra amin’ny filazantsara. Ny hafatra amin’ity volana ity dia ny hoe: “Tiako ny mianatra momba an’i Jesoa.” Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka Ahy ho an’ny ankizy kelyAmpiasao ireto asa atao ireto handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny ankizikelinareo. Ry ray aman-dreny malalaMamakia hafatra ho an’ireo ray aman-dreny mikasika ny fanomanana ny zanaka amin’ny batisa.