2023
Inona no ho nataon’i Jesoa raha teto Izy androany?
Martsa 2023


Inona no ho nataon’i Jesoa raha teto Izy androany? Namana, mar. 2023, 20.

Valin-teny avy amin’ny Apôstôly iray

Inona no ho nataon’i Jesoa raha teto Izy androany?

Nalaina avy tamin’ny, “Eo anivontsika Andriamanitra,” Liahona, mey 2021, 8–11.

Sary
I Jesoa Kristy miaraka amin’ny ankizy telo manodidina Azy

Ho fantany ianao sy ireo fanirian’ny fonao.

Sary nataon’i Julissa Mora

Sary
Ankizilahy iray mitsiky sy manangana ambony ny totohondrony

Hanampy ny olona hanana finoana sy herimpo Izy.

Sary
Ankizilahy iray mipetraka ary mamaky boky

Hampianatra ny fahamarinana Izy.

Sary
Ankizivavy iray mandohalika mivavaka

Hampianatra Izy fa miaraka amintsika Andriamanira.

Hamoaka printy