“Tena mahavariana aho,” Namana, mar. 2023, 39.
Tena mahavariana aho
Fenoy ny banga ary ahantony amin’ny toerana ahitanao azy isan’andro ity pejy ity!
Izaho dia zanakavavy malalan’ny ray aman-dreny any an-danitra.
Tsy misy olona mitovy amiko eto amin’izao tontolo izao!
Be herimpo aho rehefa __________________.
Afaka maneho hatsaram-panahy aho amin’ny alalan’ny __________________.
Ny fomba iray ahitana fa marani-tsaina aho dia ny __________________.
Ny fomba iray ahitana fa matanjaka aho dia ny __________________.
Afaka __________________ aho rehefa misy zavatra sarotra mitranga.